- Alatsinainy 02 Martsa 2020
Politique.A & C Ivato Hatao lavanty amin`ny 4 martsa ireo entana nogiazana
Nofoanana avokoa ny lanonam-panambadiana sy lanonana samihafa tokony horasin’ny A&C Hotel Ivato omaly sy amin'ity herinandro ity,
Hamaky ny tohinyNofoanana avokoa ny lanonam-panambadiana sy lanonana samihafa tokony horasin’ny A&C Hotel Ivato omaly sy amin'ity herinandro ity,
Hamaky ny tohinyAraka ny vaovao nivoaka farany dia mipoitra izao ny marina izay nafenina amin`ilay filazana hoe : azo raisna fa tsy mitombina.
Hamaky ny tohinyNanaovan’ny mpitandro filaminana bemidina ny tranon’i Mbola Rajaonah tetsy Ambohimahitsy ny marainan’ny sabotsy teo.
Hamaky ny tohinyMisy lanjany lehibe ara-politika eto amin’ny firenena ny fibabohana nataon’ny CENI fa tena nisy ny laharan-kara-panondrom-pirenena mitovy 1 162 512 nampiasain'olona sy anarana niverin-droa na « doublons »110 629.
Hamaky ny tohinyFanontaniana napetraky ny gazety boky iray mpivoaka aty amin’ny ranomasimbe Indianina ny hoe : mbola misahana ny minisiteran`ny raharaham-bahiny tokoa ve ny ben`ny tanàna Naina Andriantsitohaina ?
Hamaky ny tohinyMitohy ny fanoherana voka-pifidianana amin’izao fotoana izao. Ny kandida faharoa, nahazo vato 31,79%,
Hamaky ny tohiny