Fotoana izao hanehoana ny firaisankinam-pirenena, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika TAMAMI.
Tsy tokony hijerena antoko mpanohitra na mpanohana ny fitondrana intsony ny zava-miseho, hoy ny filohan’ity antoko ity, Samihary Floriot. Fotoana koa anefa, hoy izy, hisokafan’ny fitondrana ny voina ankehitriny. Mila mihaino ny ankolafin-kery rehetra ny filoham-pirenena, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.