• Alatsinainy 09 Martsa 2020
Politique.Prince Dr Ndriana Rabarioelina Andao hijoro fa potika ny firenena

Namoaka fanambarana momba ny raharaham-pirenena ny Prince Dr. Ndriana Rabarioelina, avy amin'ny Lahimatoan'Imerina,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Martsa 2020
Politique.Antoko Natiora Tsy ho afa-bela ny CENI sy ny minisiteran’ny atitany

“Showbiz” ny fitondram-panjakana amin’izao ity resaka olana niainga tamin’ny kara-panondro miisa 1.162.000 ity, hoy ny filohan’ny antoko politika Natiora, Mihari-Ni-Rencho.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Martsa 2020
Politique.Fampandrosoana ny firenena « Mila mifanome tanana ny lehilahy sy ny vehivavy »

Teny Ambatolampy Ambohimanarina ny depiote Todisoa Andriamampandry mivady sy ny vehivavy TIM Boriborintany faha-6 no nankalaza ny andron’ny 8 martsa 2020 omaly sady fifampiarahabana noho ny taona vaovao rahateo ihany koa io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Martsa 2020
Politique.KAOMININA TALATAMATY Asa fa tsy kabary

Efa fotoanan’ny asa izao fa tsy kabary na ady lahy pôlitika intsony ho an’ny kaominina Talatamaty, tarihin’ny Ben’ny tanana Raharinoasy Dominique.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Martsa 2020
Politique.Vondron'ny kandida Voafitaka ny Malagasy sy ny iraisam-pirenena

Nampahafantatra amin'ny vondrona iraisam-pirenena amin'ny toe-java-misy taorian'ny fanambarana nataon'ny CENI ireo vondron'ny kandidà nilatsaka hofidiana tamin'ny fifidianana filoham-pirenena taona 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Martsa 2020
Politique.Fifidianana mampiahiahy Misy akony ratsy any amin'ny famatsiam-bola

Na dia efa nanambara tamin'ny fomba ofisialy aza ny HCC fa lany filoham-pirenena i Andry Rajoelina, tsy azo hamaivanina ny fitsikafonan'ny resaka doublon farany teo.

Hamaky ny tohiny
FTT