Politique

Filohan’ny Za’gasy Nisy nanafika tao Toliara


  • Sabotsy 28 Martsa 2020

Nanao antsoavo amin’ireo tompon’andraikim-panjakana ao Toliara ny filohan’ny fikambanana Za’gasy sahy mandroso, Jean Navandahy Ratiharison,

 

 

 

manoloana ny voina nahazo azy sy ny fianakaviany tao an-toerana. Tonga teto Toliara ny tenako sy ny ankohonako, hoy izy, ny Alarobia maraina tamin’ny 1ora ary nivantana teny Mahavatsy II izahay. Tsy afaka niditra tao an-tokontany ny fiara ka najanona teo amoron-dalana ambadiky ny tranonay. Tokony tamin’ny 4 ora dia nisy 5 lahy tonga teo amin’ny fiara. Ny roa nitam-basy ary nanambana sy nanery hanokafana ny fiara. Lasan’izy ireo tamin’izany finday, hoy hatrany ny fitantarany. Misy manararaotra izao vanim-potoana tsy ahafahana mivezivezy amin’ny alina izao ny mpanao ratsy, hoy izy, ka angatahana ny hanaovana fidinanana ifotony na “patrouille” amin’ny alina, indrindra, eny Mahavatsy II, izay misy azy ireo.

 J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT