- Talata 10 Martsa 2020
Politique.Maitre Olala « Mitonantonana ny HCC raha mikitika an’i Thierry Rakotonarivo. »
Manoloana ny fivoahan’ny vaovao fa efa nametra-pialana ny filoha lefitry ny CENI, Thierry Rakotonarivo, dia nanambara omaly ny tenany fa tsaratsara kokoa ny miandry ny fanapahan-kevitry ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana.
Hamaky ny tohiny
