Politique

Fakan-kevitra Voahilika ireo hery politika sy fiarahamonim-pirenena


  • Alatsinainy 06 Aprily 2020

Ny sabotsy lasa teo no nandray ireo filoham-piangonana eo anivon` ny FFKM, sy ireo filohanà andrim-panjakana,

 

 

 toy ny praimnisitra, filohan` ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana, ny filohan` ny Antenimierandoholona ary ny filohan` ny Antenimieram-pirenena. Tsikaritra kosa fa tsy nakàna hevitra ireo hery politika hafa sy ny fiarahamonim-pirenena na dia misy parlementera mivondrona amin`ny hery politika hafa toy ny TIM sy ny HVM aza. Fakan-kevitra faharoa ity nataon` ny filoha Rajoelina ity. Taorian’ izay fakan-kevitra izay, nisy ny filankevitry minisitra manokana izay nandraisana didim-panjakana amin`ny fametrahana indray ny « fahamehana ara-pahasalamana» (état d’urgence sanitaire) manomboka ny sabotsy 04 Aprily 2020 ka mitohy mandritra ny 15 andro izany. Omaly alahady moa ny filoha Rajoeliina no nitondra ireo fanamarihana sy toromarika samihafa nandritra momba ny fanatanterahana izany.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT