• Talata 10 Martsa 2020
Politique.Fifidianana hosoka “Ataovy ny fanadihadiana”

Taorian`ny fanambarana samihafa manakiana mafy ny fifidianana filoham-pirenena ka nilazan`ny filoha Rajoelina fa “izy no lany sy mpandresy” dia nanambara ny filohan`ny Antenimierandoholona,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Martsa 2020
Politique.Niasa tamina antontan-kevitra diso Tsy ho afa-bela ihany koa ny HCC

Na inona na inona resaka sy tatitra nataon'ny CENI dia tsy mba nanao fandinihana sy fikarohana lalina mihitsy ve ny HCC amin'ny maha mpitsara azy fa dia mionona amin'ny fandraisana taratasy nomena azy ?

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Martsa 2020
Politique.Fitantanana Firenena Tsy ny tarehimarika no mampandroso fa ny asa

Tamin’ity fitondrana ity no betsaka indrindra ireo mpiasam-panjakana voasazy na nalefa any am-ponja. Betsaka indrindra ireo mpitandro filaminana voasazy sy nogadraina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Martsa 2020
Politique.HCC Ambohidahy Andrasana izay mety ho valiteniny

Ny CENI no nahatonga ny savoritaka ka mamaha ny olana naterany. Nampiasa ny and. faha 28 ao amin`ny lalàna mifehy ny CENI ny filohany Hery Rakotomanana ka nitodika tany amin`ny HCC ka nangataka hanala an`i Thierry Rakotonarivo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Martsa 2020
Politique.Fitaovam-panamboarana ny kianja Barea Tonga ao Toamasina ny sambo sinoa…

Miantsona ao amin'ny seranan-tsambon'i Toamasina ilay sambo sinoa Xichanghai mitondra ireo fitaovana hanatontosana ny tetikasan'ny filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Martsa 2020
Politique.Nampiaka-peo Rajoelina Efa izaho no lany sy mpandresy…

Namaly bontana ny fanambarana samihafa manakiana mafy ny fifidianana nahalany azy ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ny sabotsy 7 martsa teo nandritra ny famoriam-bahoaka tao Betsinjaka Toliara.

Hamaky ny tohiny
FTT