Politique

Antoko HVM “ Tsy didy jadona ny hahamehana ara-pahasalamana.”


  • Alarobia 15 Aprily 2020

Ny hahamehana ara-pahasalamana dia tsy midika didy jadona, tsy fisian’ny mangarahara, fifanenjehana na fampihelezan-kevitra ara-politika, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika Hery vaovao ho an’I Madagasikara.

 

 

 

 

Aiza ny mangarahara amin’ny fampiasana ireo vola nindramina sy ny fanampiana ara-bola tsy averina ary ireo fanomezana hafa? Misy fitanilana tokoa ve ataon’ny fitondram-panjakana foibe amin’ny fampiharana ireo paikady hitsinjovana ny marefo, hoy hatrany ny HVM? Lasa fisehosehoana politika sy fanenjehana ireo tsy mitovy hevitra amin’ny mpitondra ary fanilihana ny herivelona hafa eto amin’ny firenena no mibahan-toerana amin’ny seraseran’ny fitondrana. Voatohintohina ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety sy maneho hevitra, hoy hatrany ny HVM, izay nanamafy fa fiaraha-mientana no ilaina ao anatin’izao ady izao.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT