Politique

Andry Ratsivahiny "Aoka tsy ho tia kely isika"


  • Alarobia 15 Aprily 2020

An-jatony ireo fitarainana voaray eny amin'ny fiadidiana ny repoblika noho ny kiantrano an-trano amin'ny fizarana ny Vatsy Tsinjo.

 

 

Nanamafy izany omaly ny depioten'Atsimondrano Andry Ratsivahiny.Tena misy hoy izy ireo tsy manaraka ny baiko sy torimarika eny anivon'ny fokontany eny; aoka isika tsy ho tia kely na sanatria hangalatra fa tena hizara araka ny tokony ho izy ny Vatsy Tsinjo,hoy izy.Manainga ny olona ho sahy milaza ny zava-misy ity olom-boafidy IRD ity , tsy azo ekena ny tsy rariny sy ny fanararaotana ny vahoaka,hoy izy.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT