Tao amin’ny fivahinianany tao amin’ny fandaharana manokana isan’andro novokarin’ny haino aman-jery iray eto an-drenivohitra no nanambaran’i Pasitera Lanto Rabeharivelojaona
mpanolontsaina ao amin’ny antoko politika Otrikafo fa ho azy ny hoe IEM dia midika hoe : “Iles Eparses aux Malagasy” na hoe Iles Eparses ho an'ny vahoaka Malagasy raha “Initiative Emergence Madagascar” kosa no tena dikany namoronan’ny filoha am-perinasa Andry Rajoelina azy ka filamatry ny fitondrana tarihany ankehitriny.
Ntsoavina Evariste
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.