- Alarobia 13 Mey 2020
Politique.Ankerana Avaratra - Bongolava Tsy eken'ny vahoaka ny fanagadrana ny ben'ny tanàna
Naiditra am-ponja vonjimaika ny sabotsy 09 mey lasa teo ao amin’ny fonjaben’i Tsiroanomandidy Atoa Rabearisoa Ben'ny tanàna voafidy ao amin'ny kaominina ambanivohitra Ankerana Avaratra, Faritra Bongolava.
Hamaky ny tohiny