• Alakamisy 28 Mey 2020
Politique.Zavatra ambaran’ny mpitondra Misavoritaka ambony ambany

Ny mpanao gazety mampita sy mitatitra ny vaovaom-panjakana indray no mahazo tsiny, kanefa ny fitondram-panjakana no misavoritaka tanteraka ny zavatra ambany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2020
Politique.Antenimierandoholona Hodinihina ny tolo-dalàna momba ny toaka gasy

Ny alakamisy 28 may 2020 no handaniana ny volavolan-dalàna laharana faha 010/2019 tamin’ny 28 novambra 2019 mikasika ny fambolena ara-biolojika eto Madagasikara eny amin’ny Antenimierandoholona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2020
Politique.Distrikan'i Fandriana Asa maro no mbola handrasana amin'ny governemanta

Maromaro ihany ny lisitr'ireo zavatra mbola handrasana amin'ny asa tokony ho tanterahan'ny governamanta fahefana mpanatanteraka tarihan'ny Praiministra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2020
Politique.Alban Rakotoarisoa "Bàbà" Aok’izay ny fiheboeboana na "werawera"

Maromaro ihany ireo fanontaniana napetraky ny mpanao gazety tompon'andraikitry ny fandaharana manokana ao amin'ny haino aman-jery tsy miankina iray tamin'Atoa Alban Rakotoarisoa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2020
Politique.Filankevitry ny Minisitra Tompon’andraikitra ambony 44 notendrena

Nisy omaly 27 mey ny tatitry ny filankevitry ny minisitra nentina nanamafisana ny fampanajana ny fepetra ara-pahasalamana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Mey 2020
Politique.Fihaonana teny amin'ny CCI Namantrapatratra ireo depiote

Na ireo solombavambahoaka IRD aza dia tsy nitsitsy fitenenana manoloana ny tandrevaka amin'ny fiatrehana ny ady amin'ny Covid 19.

Hamaky ny tohiny
FTT