Politique

Gerard Ramamimampionona Tokony hifanatona ny mpanohitra sy ny mpitondra


  • Alatsinainy 22 Jona 2020

Manoloana ny filazana an-gazety ny faran’ny herinandro teo fa miantso ny mpitondra hanatona ny mpanohitra ny filoha lefitry ny filankevitry ny fampihavanana Malagasy, Gerard Ramamimampionona, dia nasiany fanitsiana fa fifanatonana eo amin’ny roa tonta no ilaina.

 

 

 

 

Azon’ny mpitondra atao, hoy ny fanazavany, ny miantso ny mpanohitra fa tsy hoe ny mpitondra no hanatona mpanohitra satria ny zanaka no natao hanatona raiamandreny. Ny famerenana ny foto-pisainana hanjakan’ny soatoavina Malagasy dia ny Fihavanana no tena ilaina indrindra ao anatin’izao faha 60 taona niverenan’ny fahaleovantena izao. Aoka mba ho izany no hampanjakana, hoy hatrany ny fanitsiana nataony.

 J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT