• Alarobia 27 Mey 2020
Politique.Hemerson Andrianetrazafy “Atsaharo ny fanandratana mpisoloky sy mpisalovana”

Isan’ny matoam-baovao miteraka resabe hatramin’izao ity resaka lapan’i Manjakamiadana sy ny tontolony ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Mey 2020
Politique.Kaominina ambonivohitr’i Betafo Maro ny asa vita tao anatin’ny 3 volana

Telo volana nitantanana ny tanànan’i Betafo ny Ben’ny tanàna Livasoa Randriatahinamalala.­

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Mey 2020
Politique.Imbiki Herilaza “Tokony takiana hatramin` ny farany ny Iles Eparses”

“Ny lalàna iraisam-pirenena, hita taratra tamin` ny fanapahana navoakan` ny Firenena Mikambana tamin` izany fotoana izany, tamin` ny alalan` ny “resolution”

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Mey 2020
Politique.Rado Rafalimanana Ho atao lavanty ny fananany

Nilatsaka omaly ny fampahafantarana na « affichage » fa ho atao lavanty ny 28 mey izao manomboka amin’ny 9 ora maraina ny fananan’ilay mpandraharaha, Ny Rado Rafalimanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Mey 2020
Politique.Paul Rabary « Tandindomin-doza ny firenena »

Fahiny talohan’ny nidiran’ny mpanjanaka teto Madagasikara dia ny mpanjaka no mpitazona sy tompon’ny Hasina, hoy ny mpahaifiarahamonina, Paul Rabary. Hasina izay azony avy amin’ny Zanahary sy ny Razana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Mey 2020
Politique.Voambolana “masoandro” Tena mahasarika ny fitondrana

Tanamasoandro, Kianjamasoandro, angovo azo avy amin’ny herin’ny masoandro sy ny hafa rehetra dia samy teny sy anarana nahenoana matetika ny voambolana hoe masoandro avokoa tao anatin’izao fitondrana izao.

Hamaky ny tohiny
FTT