• Alarobia 03 Jona 2020
Politique.Haino aman-jery eto Madagasikara Tena hamaivanin’ny fanjakana…

Fanamarihana hatry ny ela tsy ny fahamatorana ara-potoana ho an’ny fanaovana fandaharana manokana mikasika ny hamehana ara-pahasalamana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jona 2020
Politique.Loholona-Governemanta Nafana ny adihevitra teny Anosikely

Nihaona tamin’ireo Loholon’i Madagasikara ny mpikambana ao amin’ny Governemanta izay notarihin’ ny praiministra omaly tetsy amin’ny Lapan’Anosikely.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jona 2020
Politique.Andry Rajoelina Nanadino tanteraka ny vahoaka

Ny 17 mey tamin’ny kabarin’ny Filoham-pirenena no efa tsy nisy resaka na fehezanteny iray monja aza ny vahaolana ara-tsosialy eo anatrehan’ny fahasahiranam-bahoaka eo anatrehan’ny hamehana. Tsy mbola nahitana resaka io ny alahady teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jona 2020
Politique.Fananganan-tsaina Miha vitsy hatrany…

Rehefa migadona ny 01 jona dia fotoana hananganana sainam-pirenena satria manakaiky ny Fetin’ny fahaleovan-tena eto amintsika izay mariky ny fiandrianam-pirenena..

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jona 2020
Politique.Andry Rajoelina Nandany fotoana nanenjika an-dRavalomanana

Fotoana nilatsahan’ny fanahy masina ny andron’ny pantekoty, saingy hafa mihitsy ny fihetsika sy firesaka nasehon’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Mey 2020
Politique.Marc Ravalomanana “Be loatra ny tsy mety sy ny alahelom-bahoaka…”

Nijery ifotony ny fanamboarana eny amin’ny Rova i Marc Ravalomanana omaly maraina ary nanao fandaharana manokana ny hariva.

Hamaky ny tohiny
FTT