• Alakamisy 11 Jona 2020
Politique.Lalàna mifehy ny fanoherana Ny 25 jona izao no handaniana azy

Adihevitra tsy mety vita ny mahakasika ny lalàna mifehy ny fanoherana eto amin’ ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jona 2020
Politique.Depiote Brunelle Naverina eto angaha ny “censure” ?

Nandritra ny tatitry ny minisitry ny serasera tamin'ireo depiote teny amin'ny CCI Ivato omaly, dia namaky batsilana ny fomba fiasan' ny haino aman-jerim-panjakana ny depiote Jean Brunelle Razafitsiandraofa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jona 2020
Politique.Lalatiana Andriatongarivo “Tsy ho an’ny kianja masoandro ihany ny komity siantifika”

Tsy misy ifandraisany amin’ny fanamboarana ny kianja Masoandro ny fananganana ny komity siantifika, hoy ny Minisitry ny serasera Lalatiana Andriatongarivo nanoloana ny parlemanta.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jona 2020
Politique.Paul Rabary Tsy mieritreritra ny hiverina ho minisitra

Maro ianareo mpampianatra no manoratra aty amiko ny hetahetanareo hiverenako indray eo amin’ny fitantanana ny Ministeran'ny Fanabeazam-pirenena, hoy ny hafatry ny minisitra teo aloha, Paul Rabary.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jona 2020
Politique.Solombavambahoaka Hamoaka fehin-kevitra iombonana

Mitohy hatrany ny fihaonana eo amin` ny governemanta sy ny depiote. Fihaonana izay tafiditra ao amin` ny fivoriana ara-potoanan` ny Antenimiera. Ny zoma 12 jona izao kosa no handray ny praiministra Ntsay Chrisitian ny Antenimieram-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jona 2020
Politique.Antoko Natiora “Omeo 500 000 ar ny isan-tokantrano…”

Ao anatin’ny fijaliana tanteraka ny malagasy izao, hoy ny filohan’ny antoko politika Natiora, Rencho Mihari Ni.

Hamaky ny tohiny
FTT