• Alatsinainy 08 Jona 2020
Politique.Alban Rakotoarisoa Nanakiana mafy dia mafy an-dRajoelina

Tapitra ny 100 andro, efa fanovana governemanta fanintelony na faninefany no nisy, kanefa nireharehany ny hoe hitady “cerveaux” na avy eto an-toerana na avy any ivelany, ka tsy nisy “cerveau” daholo ve ireo tao ireo?

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jona 2020
Politique.Fanakianana ny fanjakana Rajoelina Nadoboka eny Antanimora i Berija

Nadoboka am-ponja vonjimaika eny Antanimora ny sabotsy lasa i Berija Ravelomanantsoa taorian’ny fitazonana azy teny amin’ny Borigady misahana ny heloka bevava eny Fiadanana nanomboka ny alahady 31 mey lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jona 2020
Politique.Antoko Fanorolahy Ny ady amin’ny coronavirus izao no tena maika

Ny ady amin’ny fahavalo iombonana dia ny coronavirus amin’izao no tena maika ho an’ny antoko Fanorolahy, tarihin’ny filoha nasionaliny JoséRandrianary.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jona 2020
Politique.Depiote Naivo Raholdina Lasa mpamono afon’ny fitondrana

Tsapa indray tato ato fa ampiasain’ny fitondrana hamono afo fotsiny ny Solombavam-bahoakan’ny Boriborintany faha-5 Naivo Raholdina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jona 2020
Politique.Governemanta Nesorina ny minisitry ny fanabeazana

Voahozongozona tamin` ny sezany taorian` ny fisian` ny resaka “Bonbon” omena ireo mpianatra rehefa avy misotro tambavy CVO mitentina 8 miliara ariary ny minisitry ny fanabeazam-pirenena sy ny fampianarana teknika ary ny fanofanana arak’asa (MENETEP),

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jona 2020
Politique.Raharaham-pirenena Tezitra mafy amin-dRajoelina i Toamasina

Mafana ny toe-draharaha ao Toamasina, ary tsapa ho manana alahelo na tsy faly amin’ny fanjakana sy ny Filoha Rajoelina ny vahoaka any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT