- Talata 16 Jona 2020
Politique.Andry Rajoelina Maro ny zavatra mifanipaka ambarany…
Voafehy ny valanaretina coronavirus eto Madagasikara, raha ny nambaran’ny Filoha Rajoelina ny alahady teo.
Hamaky ny tohinyVoafehy ny valanaretina coronavirus eto Madagasikara, raha ny nambaran’ny Filoha Rajoelina ny alahady teo.
Hamaky ny tohinyNy Andininy faha-101 ao amin’ny Lalàmpanorenana dia milaza fa anjaran’ny governemanta no manao tatitra ny asa vitany eto anatrehanareo solombavambahoaka
Hamaky ny tohinyny volana aprily teo, tao anaty tambazotran-tseraserany dia nanapa-kevitra ny avy eo anivon’ny Rodoben’ny Mpanohitra ho an’ny Demokrasia eto Madagasikara na RMDM fa hitory azy.
Hamaky ny tohinyNy filoha no tokony tsaraina sy tombanana amin’ny asa vitany. Tsy manana fahalalahana ny praiminisitra sy ny governemanta, fa voabahan’ny Filoha, hoy ny Firaisamonim-pirenena Voifiraisana.
Hamaky ny tohinyNambaran` ny praiminisitra hatrany fa momba ny paik'ady amin'ny “E-gouvernance” hanatsarana ny fampandehanana ny asa rehetra dia efa ampiasaina amin’izao fotoana izao ny rindrambaiko “AUGURE” itantanana ny mpiasam-panjakana.
Hamaky ny tohinyIray no nindaosin’ny fahafatesana teto Antananarivo, ary sivy tany Toamasina avokoa. Raha nalaina ny antontan’isan’ny namoy ny ainy tamin’ny aretina hafa tamin’ny taon-dasa, ny janoary 2019 dia 312 ny namoy ny ainy,
Hamaky ny tohiny