• Alarobia 24 Jona 2020
Politique.Fahasalamana, sosialy, toekarena Tsy te hamoaka vola firy ny fitondrana…

Ny 14 jona lasa teo no nanapa-kevitra ny fanjakana tamin’ny alalan’ny Filoham-pirenena fa halefahana ny fepetra satria voafehy ny valanaretina, araka ny nambaran’i Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jona 2020
Politique.Gerard Ramamimampionona Tokony hifanatona ny mpanohitra sy ny mpitondra

Manoloana ny filazana an-gazety ny faran’ny herinandro teo fa miantso ny mpitondra hanatona ny mpanohitra ny filoha lefitry ny filankevitry ny fampihavanana Malagasy, Gerard Ramamimampionona, dia nasiany fanitsiana fa fifanatonana eo amin’ny roa tonta no ilaina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jona 2020
Politique.Tovonanahary Rabetsitonta « Fotoana hidiran’ny tsy ara-dalàna ho amin’ny ara-dalàna izao »

Amin’izao fotoan’ny hamehana ara-pahasalamana izao no tokony hanararaotan’ny fanjakana hisarihana ireo sehatra tsy ara-dalàna hiditra amin’ny ara-dalàna hoy ny mpandraharaha Tovonanahary Rabetsitonta.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jona 2020
Politique.Rodoben’ny mpanohitra Miantso ny mpitondra mba hametra-pialana

Mangataka ny hialan’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina sy ny ekipany faran’izay haingana ny Rodoben’ny Mpanohitra ho an’ny Demokrasia eto Madagasikara na ny RMDM.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jona 2020
Politique.Gerard Ramamimampionona Miantso ny mpitondra hanatona ny mpanohitra \

Be dia be ny olana eto amin’ny firenena toy ny resaka fampianarana, ny rova, ny tsy fanjarian-tsakafo, ny tsy fandriampahalemana, hoy ny filoha lefitry ny filankevitry ny fampihavanana Malagasy,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jona 2020
Politique.Naivo Raholdina « Aleo ny Depiote hanao ny asany »

Nisy ny fanapenan’ny mpisolovava izay manambady mpitsara ny lalam-pokonolona nampiasana an-taonany maro teny Tsarahonenana ka nametrahan’ny fokonolona fitoriana teny anivon’ny fitsarana Ady Maika sy fitarainana teny anivon’ny Kaominina Antananarivo renivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT