• Alakamisy 25 Jona 2020
Politique.Filankevitry ny tanàna Nekena avokoa ireo teboka goavana

Tamim-pilaminana ihany no niafaran` ny fivoriana ara-potoana teny amin`ny filankevitry ny tanànan` Antananrivo Renivohitra na dia nisy mpanolontsaina no nampiaka-peo vantany vao nivoaka ny lahadiniky ny fivoriana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jona 2020
Politique.Dany Rakotoson « Mila antoko mpanohitra matanjaka eto »

Miezaka mametraka ny fanantenana ho an'ny vahoaka ny mpitondra amin'izay hieritreretany azy, hoy ny mpanao politika, Dany Rakotoson, raha naneho ny heviny mikasika ny fihetsiketsehan’ny fitondrana ankehitriny, mba hilazana fa miasa izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jona 2020
Politique.Filankevitry ny minisitra Maro ny fanadihadiana hatao any anaty ministera

Nanome toromarika ireo ministera tsirairay nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly ny filoham-pirenena.Izany moa dia tafiditra indrindra amin’ny drafi-panarenana ny toekarena sy ny sosialy mandritra ny enim-bolana faharoa amin’ity taona ity,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Jona 2020
Politique.Depiote Razafitsiandraofa Jean Brunelle “ Aleo aho hijanona eny Tsimbazaza ihany”

Nohamafisin’ny depiote Razafitsiandraofa Jean Brunelle solombavambahoaka voafidy tany Ikongo V7V

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Jona 2020
Politique.Antoko Natiora “Tsy nofehezina mihitsy ny COVID 19 teto”

Efa nametraka hatrany am-boalohany ny antoko politika Natiora fa tsy misy na inona na inona antenainay amin’ity fitondrana ity, hoy ny filohany, Ni-Rencho-Mihari.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Jona 2020
Politique.RMDM sy antenimierandoholona Nidinika momba ny lalàna mifehy ny mpanohitra

Nidinika momba ny lalàna mifehy ny mpanohitra amin’ny teo anivon’ny antenimierandoholona omaly ry zareo avy eo anivon’ny rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara na RMDM.

Hamaky ny tohiny
FTT