Politique

Governora Lylison Misy manangon-tsonia mitaky ny hanesorana azy


  • Zoma 28 Aogositra 2020

Olobe maromaro zanak’i Sofia no milaza ankehitriny fa diso fanantenana sy nanenina amin’ny governoran’ny Faritra Sofia, Lylison René de Rolland Urbain.

 

 

Misy ny fanangonan-tsonia miainga amin’izao fotoana, mitaky ny hanesorana an’ity manamboninahitra jeneraly ity amin’izany toerana sy andraikitra nankinin’ny filoha Andry Rajoelina aminy hitarika ny asa fampandrosoana ao amin’ny Faritra Sofia izany. Isan’ireo iraika ambin’ny folo lahy, andiany voalohany, notendrena ho Governora tamin’ny septambra 2019 ny jeneraly Lylison René de Rolland Urbain. Loholona IRD, voafidy tao anatin’ny Faritany Mahajanga izy talohan’ny nanendrena azy ho governoran’ny Faritra Sofia.

 

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

Hijery ny tohiny
FTT