- Alatsinainy 31 Aogositra 2020
Politique.Ankadinondry Sakay Namaly ireo mpanenjika azy ny ben’ny tanàna
Nalaza sy niparitaka ny vaovao tato ho ato fa manampatra fahefana ny Ben’ny tanan’ Ankadinondry Sakay, Atoa Ramananjatovo.
Hamaky ny tohinyNalaza sy niparitaka ny vaovao tato ho ato fa manampatra fahefana ny Ben’ny tanan’ Ankadinondry Sakay, Atoa Ramananjatovo.
Hamaky ny tohinyNihazakazaka ny seho tsy fifehezana manara-penitra ataon'ny fitondrana, hoy ny filohan’ny antoko politika Natiora, Mihari-Ni-Rencho, raha naneho ny heviny mikasika ny zava-misy eto amin’ny firenena ankehitriny.
Hamaky ny tohinyAndro faharoa tamin’ny fandalovan’ny filoham-pirenena Malagasy, Andry Rajoelina, tao Antsirabe ny sabotsy teo.
Hamaky ny tohinyTaorian'ny Magro AAA Behoririka dia nakaton'ny fanjakana omaly 27 aogositra ihany koa ny orinasa Tiko sy AAA ao Ambodioanambo Toamasina.
Hamaky ny tohinyOlobe maromaro zanak’i Sofia no milaza ankehitriny fa diso fanantenana sy nanenina amin’ny governoran’ny Faritra Sofia, Lylison René de Rolland Urbain.
Hamaky ny tohiny23, raha ny tambatr’isa farany hatreto no gadra nitsoaka ka maty voatifitra tao Farafangana nanomboka ny fivakisan’ny fonja ny 23 aogositra teo ka hatramin’ny omaly 27 aogositra.
Hamaky ny tohiny