• Alarobia 26 Aogositra 2020
Politique.Antenimieram-pirenena Mbola eny amin’ny CCI Ivato ihany no hivory

Araka ny tatitry ny filankevitry ny Minisitra natao tamin’ny alakamisy 20 aogositra 2020 dia antsoina hivory tsy ara-potoana eny amin’ny CCI Ivato manomboka anio alarobia faha 26 aogositra 2020 amin’ny 3 ora hariva ireo solombavambahoakan’i Madagasikara manerana ny nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aogositra 2020
Politique.Dosie mafana Eny amin’ny Fitsarana Avo ny maso

Antoko politika miisa 6 no nanatitra fitoriana teny anivon` ny Fitsarana avo (HCJ) miasika ny raharaham-pirenena ankapobeny no anton` izany fitoriana izany ny alatsinainy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aogositra 2020
Politique.Rivo Rakotovao “Fandaniam-bola fahatany ny fiantsoana anay hivory…”

Ao anatin’ny ara-dalàna, ary nohamafisin’ny HCC izay nangataka tamin’ny Lehiben’ny Governemanta.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aogositra 2020
Politique.Filankevitra monisipaly Antananarivo Hafana ny fivoriana manomboka anio

Hiatrika fivoriana ara-potoana ny filankevitra monisipaly manomboka anio alarobia ary haharitra hateloana izany. Lahadinika voafaritra ho dinihana mandritra izany ny fanitsiana ny tetibolan` ny CUA taona 2020.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aogositra 2020
Politique.Patrick Raharimanana “Omeo ny fokontany ny 50%n’ny tetibola”

Lasa resabe ity “digitalisation” ity tato ho ato, hoy ny mpamakafaka raharaham-pirenena, Patrick Raharimanana. Fahazoan-dalana mamily biometrika, taratasim-piara biometrika, karinem-pokotany, fandraketana an-tsolosaina ireo antotan’isa na “digitalisation” sy ny hafa, hoy izy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Aogositra 2020
Politique.Mpanolotsaina monisipaly TIM “Manararao-pahefana ny ben’ny tanàna”

Miha mafana ny fifandirana eo amin’ny fitantanana ny tanànan’Antananarivo

Hamaky ny tohiny
FTT