- Talata 01 Septambra 2020
Politique.Mangatak'andro lava Hanaradia ny Bianco koa ny CFM ?
Mitana ny sain’ny maro indray amin’izao fotoana ny raharahan’ny haino aman-jery MBS, izay afaka 6 volana dia tokony hiala ao Anosipatrana araka ny didy navoakan’ny CUA sy ny fanakatonana koa ny Magro AAA Behoririka sy ny orinasa Tiko sy AAA ao Ambodioanambo Toamasina.
Hamaky ny tohiny
