- Alakamisy 03 Septambra 2020
Politique.Andry Rajoelina Mijabaka sady misy manipy hoditr’akondro…
Lojika politika tokony hipetraka amin’izao fotoana izao ny fametrahana fitoniana ara-politika, ara-tsosialy, ary indrindra fa ny ara-toekarena izay tena marefo. Ny mifanohitra amin’izany no miseho, ary ny fitondrana tokony hivoy fitoniana no toa miezaka mandranitra sy manangam-pahafavalo.
Hamaky ny tohiny
