Politique

Fifidianana loholona Handeha ila raha ho raikitra, hoy ny HVM


  • Talata 29 Septambra 2020

Nanomboka tamin’ny fanambarana ofisialin’ny antoko politika maro ny 17 septambra teo tetsy amin’ny Panorama Andrainarivo fa manohitra ny fifidianana loholona kasaina ho

 

 

tanterahana ny 11 desambra 2020 izao ny raharaha. Nitohy tamin’ny fanambarana niaraka fa tsy handray anjara amin’izany fifidianana terena ho atao amboletra izany ny zoma 24 septambra teo. Omaly moa dia nanao fanambarana manokana mihitsy ry zareo eo anivon’ny antoko politika Hery vaovao ho an’I Madagasikara, tarihin’ny filohan’ny antenimieran-doholona Rivo Rakotovao, filoha nasionaly, sy ny filoham-pirenena teo aloha, Hery Rajaonarimampianina, filoha mpanorina ny HVM. Azo antoka fa andeha ila, araka izany, raha ho raikitra tokoa, ity fifidianana loholona amin’ny volana desambra ity, raha ny tohivakam-panambarana miseho hatreto.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

Hijery ny tohiny
FTT