Politique

Minisitra voatendry tamin’ny 2019 Ny Jeneraly Ravalomanana no nanambara fananana


  • Alatsinainy 12 Oktobra 2020

Hatramin’ny sabotsy teo dia ny sekreteram-panjakana misahana ny zandarimaria, ny jeneraly Richard Ravalomanana, ihany no fantatra fa nanao fanambaram-pananana tamin’ireo minisitra voatendry ny taona 2019.

 

 

 

 Ireo minisitra voatendry tamin’ity taona ity kosa dia efa nanatontosa izany avokoa, raha ny fampahafantarana voaray avy eo anivon’ny rafitra misahana azy. Andrasana araka izany ny fanatontosan’ireo minisitra ambiny izay fanambaram-pananana izay. Isan’ny mampametra-panontaniana hatrany moa ny hoe inona no tena antony mampalaina ireo manam-pahefana tsy hanatontosa izay fanambaram-pananana izay? Tsy misy famaizana tokony hampiharina amin’ireo izay taraiky manao azy io ihany koa ve? Sa isan’ny mariky ny tsy fifampatokisan’ny samy mpitondra na ny mpitondra sy vahoaka ihany koa ilay izy?

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

Hijery ny tohiny
FTT