Politique

René Rasolofo “Herintaona izay no nanginako”


  • Talata 24 Novambra 2020

Feno herintaona izay no nanginako, hoy ny mpanao politika, Rene Rasolofo.

 

Nialohan’ny nanidinako tany Antsiranana dia hoy aho hoe rehefa tsy vonon-kifampihaino dia aleo aho aloha hidina any Sakaramy hamboly voamanga sy mangahazo. Rehefa vonona hifampihaino dia antsoy aho fa tsy azo atao ny mihemotra amin’ny tolona efa naroso. Ny antony dia satria tao anatin’ny fanasana teny amin’ny CCI Ivato dia hoe tongava ianareo olompirenena sy fikambanana rehetra fa henoina ny hevitrareo momba ny nosy Malagasy. Nentina nakaiza anefa ilay hevitra? Inona no vokany? Toy izay mitsangana sy mitaky ilay nosy indray aza no henjehina sy helohina? Hijoro izahay ary ny fikasana dia hoe tsy maintsy ny sainam-pirenena Malagasy no hijoro sy hiofaofa amin’ireo nosy bodoin’ny sasany an-keriny ireo, hoy hatrany ny tenany.

 J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

  • Datin’ny 14 oktobra
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Fototry ny kihon-dalan’ny

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

Hijery ny tohiny
FTT