- Alatsinainy 20 Septambra 2021
Politique.Famoriam-bahoaka Mifaninana amin-dRajoelina i Lalatiana
Toy ny ao anaty vanim-potoanan’ny propangady izany ny hetsika famoriam-bahoaka nataon’ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina sy ny Minisitry ny serasera Rtoa Lalatiana Rakotondrazafy ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohiny
