• Alakamisy 16 Septambra 2021
Politique.Fanesorana minisitra mivady Mandinika sy miandry fotoana ny Filoha ?

Isan’ny nandrasan’ny mpanara-baovao maro ny tatitry ny filankevitry ny Minisitra omaly 15 septambra 2021, ka niompanan’ny sain’ny maro ny hoe:

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Septambra 2021
Politique.Navony Pierre Lenoble “Mbola tsy voafehintsika ny demokrasia”

Andro iraisam-pirenena ho an'ny demokrasia ny 15 septambra, ka naneho hevitra momba io ny Filohan’ny Filankevitra Ambony Miaro ny Demokrasia sy ny Tany tan-dalàna (HCDDED),

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Septambra 2021
Politique.Raharaha Ambatobe Manilika any amin’ny mpanohitra ry Lalatiana

Mitodika any amin’ny mpanohitra ny vava basin’ny Minisitry ny serasera sy ny mpomba azy eo anatrehan’ilay resabe nahavoatonontonona azy sy ny vadiny, ary ny mpanakanto malaza Mr Sayda.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Septambra 2021
Politique.Rivo Rakotovao “Miezaka mamafy lainga ny fitondrana”

Natsikafon’ny Filoham-panjakana teo aloha izay efa avy Filohan’ny Antenimierandoholona ary mpandrindra Nasionalin’ny Antoko HVM Atoa Rivo Rakotovao ny ambarany fa lainga sy fiezahan’ny mpitondra ankehitriny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Septambra 2021
Politique.Fa iza marina no ao ambadika ? Mivoaka ny tsiambaratelon’olona ambony maro

Taorian’ny raharaha Ambatobe nahavoatonona ny Minisitry ny serasera Rtoa Lalatiana Rakotondrazafy mivady sy ny mpanakanto malaza Mr Sayda,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Septambra 2021
Politique.RMDM “Miantehitra amin’ny ramatahora sisa ny fitondrana”

Miharihary ny ramatahora nampanaovina ny mpitondra ary tena nisy fiantraikany tanteraka amin’ny toe-tsain’ny vahoaka, hita taratra tanteraka izany tany Antsirabe tamin’ny hetsika ny RMDM,

Hamaky ny tohiny
FTT