• Talata 05 Oktobra 2021
Politique.Mahery Lanto Manandafy “Rajoelina tsy nahavita 10 metatra indray no mirehareha”

Ny Filoha teo aloha Amiraly Ratsiraka izay efa nodimandry dia nanao izay vitany tany Atsimo, fa ilay izy moa izany misy manodina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Oktobra 2021
Politique.Sao dia mba efa mivadika ondana? Henatra no hireharehana fatratra

Tena fantatry ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina ve hoe:iza marina ilay firenena tantaniny sy ilay vahoaka Malagasy monina sy miaina eo amboniny?

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Oktobra 2021
Politique.Tonga amin’ny fetrany ny fitondrana Efa hatreo no todin’ny baka-pilesiny

Tsy misy sori-dàlana mazava ny fitantanana ny firenena Malagasy fa mandeha amin’ny kisendrasendra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Oktobra 2021
Politique.Solontenan’ny mpanao gazety ao amin’ny CENI Hiteraka gidragidra goavana raha tsy voalamina

Hiteraka gidragidra ny fametrahana izay ho solontenan’ny mpanao gazety ao anatin’ny Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana na ny CENI,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Oktobra 2021
Politique.Antoko politika DHD “Vitsy fa misy ny mpanao politika marina eto”

Tsy ny politika no ratsy, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika, Dina maha olona sy demokrasia na DHD. Siansa iray entina mitantana fanjakana na fitondrana izy io,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Oktobra 2021
Politique.Antoko politika Otrikafo “Tsy mahay maka lesona ny mpitondra”

Niteraka resabe teo amin’ny tambazotran-tserasera ny adihevitra nisy teo amin’ny solombavambahoaka miisa 2 avy amin’ny mpanohitra sy mpomba fanjakana ny alin’ny zoma iny satria

Hamaky ny tohiny
FTT