• Alarobia 03 Novambra 2021
Politique.Arizaka Rabekoto Raoul Noroahina tsy ho mpitsara ihany koa

Mpitsara miisa 5 no nakarina filankevi-pifehezan’ny Fitsarana ny zoma lasa teo, ka ny 4 tamin’ireo no nosaziana. Nisy moa ny fivoriamben’ny Filankevitra Ambonin’ny Mpitsara (CSM) ny 27-28-29 oktobra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Novambra 2021
Politique.Solontena ao amin’ny CENI Haverina ny fifidianana ho an’ny Fitsarana Tampony

Tsy isan’ireo olona nankatoavina tamin’ny alalan’ny didim-panjakana ny 30 oktobra teo ho mpikamban’ny Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana (CENI) Atoa Randrianarivonantoanina Fanomezantsoa Tiana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Novambra 2021
Politique.Marc Ravalomanana “Hanasoavako vahoaka ny andro sisa iainako”

Tonga manatrika sy manome voninahitra ny fameloma-maso indray na “Redynamisation” ho an’ny Antoko TIM (Tiako I Madagasikara) ao amin’ny Faritra Toamasina sy ny manodidina ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny sabotsy 30 oktobra lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Novambra 2021
Politique.Politika, fifidianana Manelingelina ny ao an-dapa i Ratsirahonana

“Rehefa manao stratejia ianareo, dia aza atao ao intsony Ratsirahonana, fa somary halaviro kely (Ecarter-vo kely), fa sosotra ny Filoha tamin’ilay izy nisabakabaka tany Ambositra, tamin’ilay hoe:

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Novambra 2021
Politique.Birao vaovaon’ny CENI Ny olona tendren’ny Filoha sy ny fitsarana tampony sisa andrasana

Noraisina ny sabotsy 30 oktobra 2021 teo ny didim-panjakana laharana faha 2021- 1200 izay nanamarinana ny fahalanian’ireo mpikambana vaovao ao ao amin’ny Vaomieram-pirenena misahana ny Fifidianana na CENI,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Novambra 2021
Politique.Fanjakana mamita-tena Milalao sary hilazana fa mbola mamim-bahoaka

Sahirana ireo mpiaro ny fitondrana noho ny zava-misy. Ireo mety migoka tombotsoa sy matahotra ny ho very fihinanana sisa miady mafy.

Hamaky ny tohiny
FTT