• Alatsinainy 29 Novambra 2021
Politique.Raharaha anatin’ny Antoko TIM “Aleo mifampiresaka fa tsy mifanao toetra tsy zaka”

Niompana kokoa tamin’ny raharaha anatin’ny Antoko TIM ny lahatenin’ny Depiote Hanitra Razafimanantsoa ny sabotsy 27 novambra teo tetsy amin’ny Magro Behoririka nandritra ny “rédynamisation”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Novambra 2021
Politique.Manantitrantitra ny Otrikafo “Finiavana politika no andrasana amin’ny fanjakana”

Mampiteny ny moana ny zava-misy raha vao JIRAMA no resahana, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika Otrikafo. Tsy mitsahatra ny miha ratsy ny kalitao omeny ny vahoaka na amin’ny resaka jiro na rano, hoy izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Novambra 2021
Politique.Miha mahantra ny Malagasy Tsy mahavaha krizy ny fanjakana

Tahaka ny hoe tsy eto Madagasikara izany fa niova firenena hafa isika raha mahatsiaro tampoka ny fampanantenana tamin'ny.propagandy 2018 sy ny zava-misy iainana ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Novambra 2021
Politique.Fitondrana Rajoelina Fitaovam-piadiana no tena maha maika azy!

Miteraka fanamarihana sy fanakianana sesilany avy amin’ny olom-pirenena sy ny firaisamonim-pirenena ny voalaza fa fisian’ny vinan’ny Fanjakana hividy fitaovam-piadiana mitentina 448 miliara ariary amin’ny Indianina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Novambra 2021
Politique.Kopisoroka amin'ny fifidianana... Tambazana moto ireo ben'ny tanàna

Tonga nanolotra moto ho an'ny Ben'ny tanàna manerana ny distrikan'ny Lalangina ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana Atoa Pierre Houlder Ramaholimihasy omaly alakamisy 25 novambra 2021.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Novambra 2021
Politique.Minisitry Patrick Rajoelina atsy La Réunion Nohororakorahan’ireo Diaspora mpanohitra

Nandrasan’ireo Malagasy mpanohitra ao anatin’ny Miara-manonja mpila ravinahitra atsy amin’ny Nosy La Réunion teo amin’ny Consulat Général Malagasy ao Saint-Dénis tamin’ny alalan’ny sora-baventy sy hetsika ary tabatababa

Hamaky ny tohiny
FTT