• Alarobia 24 Novambra 2021
Politique.Prof Ralison Roger “Aza mafy loha, andao hiresaka an-databatra boribory”

Efa soso-kevitra nomeko foana ny hoe tokony izao no hitondrana aingana ny fanarenana ny toekarena, hoy ny mpahaitoekarena, Pr Ralison Roger,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Novambra 2021
Politique.Rasambany Alain Désiré “Mandalo kihon-dalana ratsiratsy isika”

Mandalo kihon-dalana ratsiratsy ho an’ny firenena isika ankehitriny satria heverina fa andraikitry ny governemanta ny mijery ny vahaolana maharitra ho an’ilay firenena miaina anatina krizy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Novambra 2021
Politique.Politika Mivonona hiatrika fifidianana ny AVI

Nanatanteraka fivoriam-paritra tany amin’ny Kaominina ambanivohitra Tanambe, Distrikan’Amparafaravola, Faritra Alaotra mangoro, ny antoko « Asa Vita no Ifampitsarana » (AVI) ny zoma 19 sy sabotsy 20 novambra 2021 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Novambra 2021
Politique.Fitantanana ny COMESA Hamindra fahefana amin’ny Filoha Egyptianina i Rajoelina

Nigadona omaly tany Le Caire - Egypte hiatrika ny fihaonana an-tampony faha-21 eo anivon’ny COMESA (Common Market for Eastern and Southern Africa)

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Novambra 2021
Politique.Volamena 73,5 kg, Apollo 21… Tsy mety vita ny fanadihadiana

Tsy tena re tsaika na nangingina tanteraka amin’izao fotoana izao ireo raharaha goavana nafampana teto amin’ny firenena,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Novambra 2021
Politique.Iavoloha Nasehon-dRajoelina ny Demokr’Ankizy ilay fiarany

Ireo ankizy notsongaina afaka niresaka sy nametraka fanontaniana tamin’ny Filoha no nasehon’i Andry Rajoelina ny mombamomba ny asany andavanandro,

Hamaky ny tohiny
FTT