• Zoma 26 Novambra 2021
Politique.Auguste Paraina “Aoka hitandrina amin’ny vava avoaka!”

Nangataka fanampiana tamin'ny firenena egyptianina i prezida Andry Rajoelina mba hanamboarana ny lalana mikodana,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Novambra 2021
Politique.Filankevitra ambony momba ny demokrasia “Aoka izay ny fifidianana mamitaka ”

Ampiakarina ankehitriny ny maripana politika, hoy ny filohan’ny filankevitra ambony momba ny demokrasia sy ny tany tan-dalana na HCDDED,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Novambra 2021
Politique.Lany tsy nasiam-panitsana ny LFI 2022 Tsy maintsy hiakatra ny vidin-tsavony

Lany tsy nasiam-panitsiana teny anivon’ny antenimieram-pirenena ilay volavolan-dalana mifehy ny tetibolam-panjakana ho amin’ny taona 2022 ( LFI 2022).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Novambra 2021
Politique.Antoko HVM “Azo atao ny mampiato amin’ny asany ny filoham-pirenena”

Anatin’ny fanetsehana ny rantsa-mangaikany isan-tokony amin’izao fotoana izao ny antoko politika, Hery Vaovao ho an’i Madagasikara, hoy ny sekretera jeneraly lefitry ny HVM,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Novambra 2021
Politique.Raharaha « fikasana hamono ny Filoha » Handalo fitsarana amin’ny 6 desambra

Handalo eo anivon’ny Fitsarana misahana ny heloka bevava na CCO (Cour Criminelle Ordinaire) ny 6 desambra ho avy izao ny raharaha “Apollo 21”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Novambra 2021
Politique.Andry Rajoelina any Egypte Nahazo toky tahaka ny mahazatra…

Tontosa omaly 23 novambra 2021 tany Caire, Egypte ny fivoriana an-tampony faha-21 an'ireo Filoham-pirenena sy filoham-panjakana mikambana ao anatin'ny Vondrona COMESA.

Hamaky ny tohiny
FTT