• Talata 21 Desambra 2021
Politique.Politika, raharaham-pirenena,… Nodimandry Ranjivason Jean Théodore

Lavo ny andrarezina ! Nodimadry ny marainan’ny omaly 20 desambra ny Minisitra teo aloha Jean Théodore RANJIVASON.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Desambra 2021
Politique.Raharaha Apollo 21 Nammpiakatra ny raharaha ireo mpisolovava

Nametraka ny taratasy fampiakarana ny raharaha hangatahana fandravana didy teny amin’ny Fitsarana mpandrava didy na «Cours de cassation »

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Desambra 2021
Politique.Raharaha “Apollo 21” Tadiavina hatao sorona ireo sivily ?

Hivoaka anio ny didim-pitsarana momba ny raharaha “Apollo 21” raha tsy misy ny fiovana. Efa tokony omaly izy io, saingy tsy tanteraka ka dia mitodika etsy Anosy ny sain’ny rehetra hoe:

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Desambra 2021
Politique.Sojaben’ny fakiolten’ny Siansa “Vitsy ny siantifika anaty fitondrana”

Ny siansa no tokony hifotorana raha tiana handroso ny firenena, hoy ny sojaben’ny fakiolten’ny siansa eny anivon’ny oniversiten’Antananarivo, Dr Parker Ramahazosoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Desambra 2021
Politique.Florent Rakotoarisoa - Filohan’ny HCC “Toy ny baolina io, izay resy milaza fa miangatra ny mpitsara”

Naneho hevitra momba ny adihevitra samihafa mikasika ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) sy ny Vaomieram-pirenena momba ny fifidianana (CENI) ny Filohan’ny HCC Atoa Florent Rakotoarisoa omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Desambra 2021
Politique.Prof James Ratsima Nanakiana mafy an’i Paul Rabary

Tsy mazava amiko loatra, hoy ny mpanao politika, Prof James Ratsima, ny antony nitenenan’ny mpanabe namako, Paul Rabary, fa mbola ho lany ny filoham-pirenena amin’ny taona 2023.

Hamaky ny tohiny
FTT