• Alakamisy 17 Martsa 2022
Politique.Fitondrana Rajoelina Mihalalina ny kiantranoantrano

Na dia efa niteraka resabe aza nialohan’ny fivoahan’izao governemanta vaovao izao ny endrika kiantranoantrano ao anatin’ity fitondrana Rajoelina ity dia toy ny rano natondraka an-damosin’ny gana ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Martsa 2022
Politique.Fanovana governemanta Misavoritaka ambony ambany ny mpitondra

Mangotraka ny adivarotra politika, ary misavoritaka ny etamazaoro politikan’ny mpitondra ao anatin’ny raharaha fanovana ny governemanta.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Martsa 2022
Politique.Mpanolontsain’ny tananan’Antananarivo « Kiafinafina be ny momba ny SMGD sy ilay 11 miliara Ar »

Namaly ny fanehoan-kevitry ny ben’ny tananan’Antananarivo mikasika ny raharaha CNaPS sy CUA tetsy Bel’air ny sabotsy teo ireo mpanolontsain’ny tananan’Antananarivo. Raha mijery ny ampamoaka momba ny raharaha CNaPS

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Martsa 2022
Politique.SEG Jeneraly Gellé Serge Niantso ireo minisitra mibodo toerana hiala

Mpikamban’ny governemanta isan’ny naneho hevitra voalohany mikasika ny fanovana ny governemanta ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena (SEG) Jeneraly Gellé Serge.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Martsa 2022
Politique.Depiote Brunelle « Tsy hiresaka politika aho, Ikongo aloha no maika izao »

Tsy manana eritreretina ankoatr’izay mahazo an’Ikongo aho aloha hatreto, hoy ny depiote voafidy tamin’ny lokon’ny fitondrana mijoro ankehitriny tany amin’ity distrika ity, Brunelle Razafitsiandraofa,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Martsa 2022
Politique.16 volana eo sisa ananan-dRajoelina Aiza ho aiza ny famitana ny Tana-Masoandro ?

Ny 10 febroary no nilazan’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny tanàna vaovao sy ny toeram-ponenana eo anivon’ny Fiadidian’ny Repoblika,

Hamaky ny tohiny
FTT