- Alatsinainy 21 Martsa 2022
Politique.Mpitondra voafatotra Ny akama aloha vao ny vahoaka
Tsy dia manan-tsafidy loatra ny fitondrana Rajoelina, fa toa voafatotra tanteraka amin’ny lafiny maro.
Hamaky ny tohinyTsy dia manan-tsafidy loatra ny fitondrana Rajoelina, fa toa voafatotra tanteraka amin’ny lafiny maro.
Hamaky ny tohinyTsy hitan’ny antoko politika Otrikafo izay maha vaovao ny governemanta vao nitsangana, hoy ny sekretera jeneralin’izy ireo, Elia Rabevahiny.
Hamaky ny tohinyNahazo minisitra miisa roa ao anatin’ny governemanta ankehitriny dia ny Minisitry ny fitaterana sy ny famantarana ny mety ho toetry ny andro Atoa Ranjatoelina Rolland sy ny Minisitry
Hamaky ny tohinyNohamarinin’ny praiminisitra tamin’ny alalan’ny filazany fa tsy nampiditra ariary tanaty kitapom-bolam-panjakana ny volamena teto,
Hamaky ny tohinyMiditra anatina kion-dalana tsy azo ihodivirana ankehitriny izao tontolo izao manoloana ity adin’i Okrainina sy Rosia ity, hoy ny filohan’ny Vondron’ny tanora Malagasy na VTM, Njaka Andriantsoa.
Hamaky ny tohinyRaha nilaza ny filoham-pirenena ny alarobia 16 martsa 2022 nanoloana ireo minisitra vao notendrena fa “tsy ny iraka ny zava-dehibe fa ny fiantraikany”,
Hamaky ny tohiny