- Alatsinainy 21 Martsa 2022
Politique.AZA MIREDIREDY NAMA A !
Ny tànana efa zatra mitsotra tokoa angamba tsy afaka ny hivokona intsony ka dia mitohy ny politika toa revin-gadra mandavan-taona.
Hamaky ny tohinyNy tànana efa zatra mitsotra tokoa angamba tsy afaka ny hivokona intsony ka dia mitohy ny politika toa revin-gadra mandavan-taona.
Hamaky ny tohinyIsan’ireo tonga dia kivy aho, hoy ny mpisehatra ara-tsosialy sady mpandinika fiarahamonina, Haingo Paradis, vao nahita ny mpikamban’ny governemanta voatendry farany teo.
Hamaky ny tohinyIty no Fanjakana tia mampiesona sy mpivarotra nofinofy indrindra tao anatin’ny 60 taona. Hafa no tenenina androany, ary hafa no lazaina rahampitso. Isan’ireny ny politika hitantanana ny firenena izay nambara tany am-piandohana fa tsy mila fanampiana sy fitrosana vola amin’ny mpamatsy vola mahazatra,
Hamaky ny tohinyVaovao araka ny filazany azy nefa ny teo ihany no teo fa nampiana kely raha ny governemanta vao natsangana io no lazaina, hoy ny antoko politika FLN na “Front de libération nationale”.
Hamaky ny tohinyMinisitra 9 no notendrena hanandrafitra sy hameno ny toerana banga tao anatin’ny governemanta, ka misy amin’ireo no efa minisitra teo aloha, misy ny nafindra toerana.
Hamaky ny tohinySamy niandry izay ho endrika vaovaon’ny governemanta fahaefatra amin’izao fitondrana Rajoelina izao ny Malagasy.
Hamaky ny tohiny