Politique

Antoko MMM “Voatohintohina ny demokrasia”


  • Alarobia 20 Aprily 2022

Jeannot Randriamanana dia mpikambana feno ao anivon'ny antoko MMM avy any any Mananjary, hoy ny filohan’ity antoko politika Malagasy miara-miainga ity, Hajo Andrianainarivelo.

Anisan'ireo tanora MMM mavitrika ary nanatrika fiofanana mahakasika ny "leadership politique"izay nokarakarain'ny antoko izy, hoy izy. Nogadraina izy ankehitriny noho ny filazàny ny zava-nisy marina nataon'ireo olom-panjakana sasany tany Mananjary nandritra ireny fizaràna fanampiana taorian'ny rivo-doza izay nitranga ireny. Eo anatrehan'izao raharaha izao dia tsy nitsahatra niaro azy ny antoko hatramin'ny voalohany tamin'ny alalan'ny mpisolo vava azy. Voatohintohina tanteraka ny fahalalahana sy ny demokrasia, hoy hatrany ny MMM.

J. Mirija

Legende: Jeannot Randriamanana

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT