- Talata 14 Jona 2022
Politique.Neken’ny depiote ilay « immunité » Ho lasa tsimatimanota ireo ben’ny tanàna ?
Lany teny anivon'ny antenimieram-pirenena omaly 13 jona tamin'ny 5 ora hariva ny lalàna manome "immunité" na zo tsy hohenjehina sy tsy hogadraina ho an'ireo ben'ny tanàna eto Madagasikara.
Hamaky ny tohiny
