- Zoma 18 Martsa 2022
Politique.Tao anatin’ny 60 taona Ity no fitondrana nahay nampiesona indrindra
Ity no Fanjakana tia mampiesona sy mpivarotra nofinofy indrindra tao anatin’ny 60 taona. Hafa no tenenina androany, ary hafa no lazaina rahampitso. Isan’ireny ny politika hitantanana ny firenena izay nambara tany am-piandohana fa tsy mila fanampiana sy fitrosana vola amin’ny mpamatsy vola mahazatra,
Hamaky ny tohiny
