• Alatsinainy 21 Martsa 2022
Politique.Norbert Lala Ratsirahonana "Tsy ekenay hisy kolikoly ny ministeranay"

Nahazo minisitra miisa roa ao anatin’ny governemanta ankehitriny dia ny Minisitry ny fitaterana sy ny famantarana ny mety ho toetry ny andro Atoa Ranjatoelina Rolland sy ny Minisitry

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Martsa 2022
Politique.Joseph Yoland “ Angalarina daholo ny harena an-kibon’ny tany eto…”

Nohamarinin’ny praiminisitra tamin’ny alalan’ny filazany fa tsy nampiditra ariary tanaty kitapom-bolam-panjakana ny volamena teto,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Martsa 2022
Politique.Vondron’ny tanora Malagasy “Miha sarotra ny toe-draharaha”

Miditra anatina kion-dalana tsy azo ihodivirana ankehitriny izao tontolo izao manoloana ity adin’i Okrainina sy Rosia ity, hoy ny filohan’ny Vondron’ny tanora Malagasy na VTM, Njaka Andriantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Martsa 2022
Politique.Zaza Ramandimbiarison “Tena ho zava-doza ny krizy, mila asa fa tsy kabary”

Raha nilaza ny filoham-pirenena ny alarobia 16 martsa 2022 nanoloana ireo minisitra vao notendrena fa “tsy ny iraka ny zava-dehibe fa ny fiantraikany”,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Martsa 2022
Politique.AZA MIREDIREDY NAMA A !

Ny tànana efa zatra mitsotra tokoa angamba tsy afaka ny hivokona intsony ka dia mitohy ny politika toa revin-gadra mandavan-taona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Martsa 2022
Politique.Haingo Paradis “Toy ny vesarana adin-tsaina be izany ny Filoha”

Isan’ireo tonga dia kivy aho, hoy ny mpisehatra ara-tsosialy sady mpandinika fiarahamonina, Haingo Paradis, vao nahita ny mpikamban’ny governemanta voatendry farany teo.

Hamaky ny tohiny
FTT