Politique

Zaza Ramandimbiarison “Mbola mampiseho faharetana ny mpifidy”


  • Talata 19 Jolay 2022

Tsy ny mpifidy eto Madagasikara mihitsy no mankarary ny demokrasia eto Madagasikara ankehitriny, hoy ny praiminisitra lefitra teo aloha, Zaza Ramandimbiarison.

Mbola mampiseho fahamatorana sy faharetana mandrak’ankehitriny ireo, hoy izy, manoloana ny fiheveran’ireo mpitondra fa azy ny ankamaroan’ny fahefana eto amin’ity firenena ity sy ireo fomba fanaona mafia ao. Tsiahivina fa ambony ny tahan’ny tsy faharisihana nifidy farany teo, 52% mahery be izao. Mbola azo ekena ve ny fomba fanao politika eto amin’ity firenena ity, hoy hatrany ny tenany

J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT