Politique

Joseph Yoland “Tsy maintsy hanaiky fikaonandoha ny fitondrana”


  • Alarobia 24 Aogositra 2022

Efa be ny vola nampindramin’ny vondrona eoropeanina antsika ka lojika izy raha hanery ny fitondrana malagasy ankehitriny, hoy ny mpanao politika sady mpandraharaha, Joseph Yoland.

Tsy voaloa anefa ilay vola, hoy izy. Miantso foana ny amin’ny tokony handaminana ny raharaha eto Madagasikara fa ny fitondrana no tsy mety hatreto aloha. Ny fiheverako azy dia tsy maintsy hanaiky io fikaonandoha io ny fitondrana. Ny voalazan’ny FFKM dia hoe tsy nisy fehinkevitra nampiharina mihitsy teto hatramin’izay. Izay tsy fampiharana ny lazaina izay no mahatonga ny firenena tsy mandroso. Tokony tarihin’ny FFKM ny fikaonandoha satria tsy mila olona miandany io. Raiamandreny ny FFKM. Ny tena tianay asongadina dia hoe tsy nety nandroso tao anatin’ny 60 taona I Madagasikara satria mila fanorenana ny rafitra itantanana azy, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT