Politique

Fetison Rakoto Andrianirina “Ho diso fanantenana ireo mieritreritra ahazo vato amin’ireo Kristianina”


  • Talata 30 Aogositra 2022

Tsy tokony novidiana tamin'ny volam-panjakana ny fanomezana ho an'ny JMJ raha tena avy amin'ny filoham-pirenena mivady manokana, hoy ny filohan’ny antoko politika RDS, Fetison Rakoto Andrianirina. T

sy azo lalaovina amin'ny resaka politika ihany koa ny finoana, hoy izy. Lasa miteraka fizarazarana amin'ny samy mpino izany. Ho diso fanantenana eo ireo mieritreritra fa ahazo vato amin'ireo Krisitianina amin'ny fifidianana ho avy, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT