• Alakamisy 11 Aogositra 2022
Politique.Vovonana JPRM “Hafahafa ny fanambaran’ny GEN”

Ny vovonan’ny tanora mpitolona tia tanindrazana na JPRM dia tena manara-baovao ary mijery sy miaina ny raharaham-pirenena misy eto Madagasikara, hoy ny mpikambana ao aminy, Rivellino Ravelomahazo. Hitanay, hoy izy,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aogositra 2022
Politique.Andry Rajoelina Jamba amin’ny fahoriam-bahoaka…

Hafahafa hatrany ny politikam-pitantanana asehon’ny Fanjakana Rajoelina. Miankina amin’ny tombotsoa politika ny laharam-pahamehana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aogositra 2022
Politique.Jerry Rakotoarijaona “Tsy misy mazia ny famonjena firenena”

Sarotra ny miresaka amin’izao fotoana izao, hoy ny filohan’ny fikambanana Vahaolana anio sy rahampitso, Jerry Rakotoarijaona,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aogositra 2022
Politique.Dr Ignace Randriamamizafy “Ny krizin’ny toekarena sy sosialy no lasa rotaka politika”

Diso tanteraka ny hoe: hanongam-panjakana ny mpanohitra raha mamory vahoaka etsy amin’ny Kianjan’ny Magro, ary tsy hisy Fanjakana hiongana amin’ny resaka kabary fotsiny izany satria maneho ny heviny sy ny fahitany ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aogositra 2022
Politique.Vovonan’ny tanora mpitolona tia tanindrazana “Hafahafa ny fanambaran’ny GEN”

Ny vovonan’ny tanora mpitolona tia tanindrazana na JPRM dia tena manara-baovao ary mijery sy miaina ny raharaham-pirenena misy eto Madagasikara, hoy ny mpikambana ao aminy, Rivellino Ravelomahazo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aogositra 2022
Politique.Diplaomasia Miharendrika hatrany ny Fitondrana

Mihasarotra hatrany ny toeran’ny Fitondrana Malagasy na ho an’ny politika anatiny na ny ivelany. Ny ato anatiny, ambony ambany, tsy misy politikam-pitantanana anatiny tsy mazava,

Hamaky ny tohiny
FTT