• Talata 16 Aogositra 2022
Politique.Antoko TIM “Efa Fanjakana terôrista ny eto…”

Taorian’ny diany tany Antsiranana, ka nanakana azy tsy ho afaka hihaona sy hanao hetsika na kabary politika tamin’ireo mpikatroka TIM,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aogositra 2022
Politique.Amboara nomena ny Filoha Rahavavina minisitra no isan’ny nanombana…

Miitatra sy miha mazava hatrany ny resaka mikasika ny amboara momba ny fampiroboroboana ny indostria nomena ny filoham-pirenena malagasy, Andry Rajoelina, tany Vienne, Aotrisy, farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aogositra 2022
Politique.Durlin Retogniane “Tsy fananganana ozinina ihany no “industrialisation””

Zava-dehibe ary reharehan’ny firenena ny fananana filoham-pirenena nahazo amboara tahaka ireny azon’ny filohantsika tany Vienne, Autriche, ireny, hoy ny mpanao politika, Durlin Retogniane.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aogositra 2022
Politique.Indostria miisa 107 natsangan’ny filoha Mahaliana ny lisitra sy ny momba azy

Didier Ratsiraka, hoy ny mpandinika raharaham-pirenena, Mahery Lanto Manandafy, no nahavita indostria miisa 144 tamin’ny taona 80. Mihinana ny anganony mihitsy tamin’izany ny lesona T4, hoy izy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Aogositra 2022
Politique.Fahantrana sy krizy Miverina ny sarin’ny Repoblika II…

Toa maneso ny vahoaka Malagasy ilay nilazan’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina fa tsy misy krizy eto, ary efa anatin’ny fanatrarana ny fahatarana ara-pampandrosoana isika. Ny sary miseho anefa,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Aogositra 2022
Politique.Fampiroboroboana indostrialy Tsy araka ny voninahitra azo ny vokatra…

Any Vienne, renivohitr’i Autriche ny delegasiona Malagasy tarihin’ny Filoham-pirenena, raha ny tatitra omaly. Isan’ireo voasafidy hotolorana amboara maha tompondakan’ny fampiroboroboana ny indostria nanomboka ny taona 2019

Hamaky ny tohiny
FTT