• Zoma 12 Aogositra 2022
Politique.“Fond souverain” nampiady hevitra Notendren’ny Fanjakana ny filankevi-pitantanana

Nankatoavin'ny Filankevitry ny Minisitra ny 10 agositra ny fanendrena ny mpikambana ao amin'ny Filankevi-pitantanan'ny « Fonds Souverain Malagasy » na PSM.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Aogositra 2022
Politique.Depiote Rastany "Tsy mba mampanantena zavatra tsy ho vita aho"

Tafiditra soamantsara ny rako ao amin’ny biraon’ny Fokontany Ambohipo, Boriboritany faharoa Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aogositra 2022
Politique.Dia tsy mazava any France Misy ifandraisany amin’ny Apollo 21?

Niala an’I Madagasikara ny takarivan’ny talata 09 aogositra ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina, raha ny vaovao tsy ofisialy. Naroso hifanaraka amin’ny fandaharam-potoanany ny sidin’ny fiaramanidina, raha ny vaovao efa nivoaka nialoha.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aogositra 2022
Politique.Ravalo sy ny TIM Voarara ny hetsika manerana ny Nosy

Niantrana am-bava basy vao maraina ny mpitandro filaminnana omaly tany Antsiranana Renivohitra, nanakana ny hetsika famoriam-bahoaka, tafiditra ao anatin’ny fameloma-maso ny Antoko TIM.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aogositra 2022
Politique.Rakotomalala Henry na Riribe “Mahavariana ilay hoe tsy misy krizy”

Tsy misy krizy hono eto hoy ry zareo mpitondra antsika, hoy ny mpanao politika, Henry Rakotomalala na Riribe. Samy manana ny fomba hamakiany ny zava-misy eto amin’ny fireneny ny olona tsirairay fa somary mahavariana ihany ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aogositra 2022
Politique.Fanirisoa Ernaivo Miantso NOTAM ho an’I Rajoelina

Raha amin'izao Rajoelina tsy any an-toerana izao no miray hina ny mpanohitra sy ny miaramila manao NOTAM ho azy sy misambotra ny lehiben'ny dahalo ambony latabatra Ravatomanga sy Rakotomanga ary Ntsay,

Hamaky ny tohiny
FTT