• Talata 23 Aogositra 2022
Politique.Antoko politika Otrikafo Manahy fa ho loharanona korontana indray ny fifidianana

Hita ho miezaka manao ny asany izao ny andrim-panjakana mikarakara fifidianana, hoy ny antoko politika Otrikafo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Aogositra 2022
Politique.Eliace Ralaiarimanana “Miaina anaty fampanantenana rivotra ny firenena”

Miantso ny feon’ny fiheritreretan'ny mpitondra manoloana izao fahavoazana lalina tsy hay refesina mahazo an'i Madagasikara izao, hoy ny mpanao politika Kristianina, Eliace Ralaiarimanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Aogositra 2022
Politique.Miara-manonja « Non Rajoelina » amin’ny 2023

25 andro taorian’ny fiatoan’ireo elatry ny Miara-manonja AZ Radio, nisy ny fandaharana manokana nataon’izy ireo ny faran’ny herinandro teo, ka nilazan’izy ireo fa zavatra hafa no dikan’ny saina fotsy, fa tsy misy mitsoaka eo, vonona hatrany ny Miara-manonja.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Aogositra 2022
Politique.Sefom-pokontany soloina IRD Fikotrehana hala-bato, tahotry ny tsy ho lany…

Akaiky ny fifidianana, mandeha ny kajikajy isan-tsokajiny hanoloana ireo sefom-pokontany ho olon’ny volomboasary. Isan’ny efa naneho ny depioten’i Toamasina voalohany Roland Ratsiraka,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Aogositra 2022
Politique.Andry Rajoelina “Hahazo fiaramanidina i Sainte Marie”

Taorian’ny diany tany Autriche sy Frantsa, niazo ny Nosy Sainte Marie ny Filoha Rajoelina ny sabotsy sy alahady teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Aogositra 2022
Politique.Hary Razafindrazaka “Iza no hiaraka aminay ?”

Sarotra ny hijery fotsiny ity firenena miaina ao anatin’ny fampanantenana rivotra ity, hoy ny filoha lefitry ny antoko

Hamaky ny tohiny
FTT